Finoana

Centre Rasouloul Akram, Inisma sy RVS


  • Alatsinainy 08 Septambra 2014

Nanohy ny asa soa fanaony teny Betafo-Ambohimanarina

Hafa ny fandraisan’ny fokontany Betafo-Ambohimanarina ny asa soa vary sy laoka fanaon’ny centre Rasouloul Akram, Inisma sy RVS ny sabotsy teo satria dia notronin’ny zokiolona, izay azo lazaina fa raiamandreny ao tanàna ka dia azo lazaina fa tsy niasa maina ny fikambanana teny Ambohimanarina ary nifanojo ny tia sy ny manina. Ka dia nanararaotra nanentana ny tsirairay ny tompon’andraikitra mba hanatevina ny fan club RVS sy hihaino ny RVS. Porofo fa afaka miara-monina amin’ny mpino hafa ny silamo ary tsy manavaka na voatery hivadika silamo ny mpikambana.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Finoana

  • JALSA SALANA 2026
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Niara-nivavaka ireo Mozolomanina Ahmadiyya

  • Fonja Antanimora
  • Alakamisy 10 Septambra 2026

Voafonja 80 vita batisa

  • HETSIKA MANDRESY TOUR
  • Alakamisy 10 Septambra 2026

Fahombiazana tanteraka

  • MANDRESY TOUR
  • Alakamisy 03 Septambra 2026

2026 TOAMASINA Ho avy ary nahao

  • Pasteur Mailhol
  • Alarobia 26 Aogositra 2026

Mamporisika ny tanora

  • Fiangonana
  • Talata 25 Aogositra 2026

Loteranina malagasy nohavaozina

Hijery ny tohiny
FTT