Finoana

Hanendry kardinaly i Papa François Tsy mbola ao anaty lisitra i Madagasikara


  • Alatsinainy 05 Janoary 2015

Hanendry kardinaly maromaro ny Papa François afaka iray volana eo. 20 izy ireo, latsaky ny 80 taona ny 15, ary avy amina firenena 14 samihafa. Fanendrena fanindroany hataon’i Papa

François io hatramin’ny 13 martsa 2013 nahateo amin’ny fiketrahana masina azy. Efa nisy 19 tamin’ny taon-dasa. Hifanojo amin’ny andron’ny mpifankatia ny 14 febroary 2015, ny fanendrena azy 20 ireo. I Mozambika, Cap-Vert ary Etiopia no firenena afrikanina hanana anjara amin’ity fanendrena kardinaly vaovao indray mitorakaity, tsy mbola ao anaty lisitra kosa i Madagasikara, toerana izay banga taorian’ny nahafatesan’ny Kardinaly Razafindratandra Armand Gaetan tamin’ny 09 janoary 2010.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Finoana

  • JALSA SALANA 2026
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Niara-nivavaka ireo Mozolomanina Ahmadiyya

  • Fonja Antanimora
  • Alakamisy 10 Septambra 2026

Voafonja 80 vita batisa

  • HETSIKA MANDRESY TOUR
  • Alakamisy 10 Septambra 2026

Fahombiazana tanteraka

  • MANDRESY TOUR
  • Alakamisy 03 Septambra 2026

2026 TOAMASINA Ho avy ary nahao

  • Pasteur Mailhol
  • Alarobia 26 Aogositra 2026

Mamporisika ny tanora

  • Fiangonana
  • Talata 25 Aogositra 2026

Loteranina malagasy nohavaozina

Hijery ny tohiny
FTT