Finoana

FJKM Tranovato Ambatonakanga Hankalaza miavaka ny alahadin’ny Epifania


  • Alarobia 07 Janoary 2015

Mbola ao anatin’ny vaninandron’ny Noely tanteraka isika. Mitohy amin’ny Alahadin’ny Epifania ny fankalazana. Ao anatin’ny Epifania no hanamarihan’ny firenena na ny Noely, tafiditra anatin’izany ny Eglizy Ortodoksa any Rosia sy fiangonana any Armenia ary ireo hafa toy ny any Espaina.

Hetsika miavaka no hoentin’ny Antoko mpihira Fifohazana Ambatonakanga TRAnovato (AFATRA), hankalazana izany andro izany amin’ity taona 2015 ity amin’ny alalan’ny antsa an-kira maimaimpoana, “Epifania isam-paritra” izay hatao ao amin’ny FJKM Tranovato Ambatonakanga amin’ny alahady 11 janoary 2015 tolakandro. Hotsiahivina amin’io ny tantaran’ny Noely ary koa hahitana soradihy sy hira mampiavaka ireo faritany enina eto Madagasikara, izay azo sokajiana ho anisan’ny kolontsaina Malagasy.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Finoana

  • JALSA SALANA 2026
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Niara-nivavaka ireo Mozolomanina Ahmadiyya

  • Fonja Antanimora
  • Alakamisy 10 Septambra 2026

Voafonja 80 vita batisa

  • HETSIKA MANDRESY TOUR
  • Alakamisy 10 Septambra 2026

Fahombiazana tanteraka

  • MANDRESY TOUR
  • Alakamisy 03 Septambra 2026

2026 TOAMASINA Ho avy ary nahao

  • Pasteur Mailhol
  • Alarobia 26 Aogositra 2026

Mamporisika ny tanora

  • Fiangonana
  • Talata 25 Aogositra 2026

Loteranina malagasy nohavaozina

Hijery ny tohiny
FTT