Finoana

Fikambanana mpikabary katolika Handalina baiboly ao Ambohimirary


  • Zoma 17 Aprily 2015

Hanatanteraka fianarana baiboly eny amin’ny Ekar Ambohimirary ny mpikambana ao amin’ny mpikabary katolika (Mpikalo) ny alahady 19 aprily izao.

 

 Hampiainana ny teny filamatra « Andrianiko ny teniko satria hitoriako ny Vaovao Mahafaly » izao hetsika izao, araka ny fanazavan’ny mpiandraikitra ny fampianarana tao amin’ity fikambanana mpikabary ity, omaly. Harahina fihatahana masina araka ny tetiandro efa navoakan’ny tomponandraikitra izany. Aorian’izay kosa dia miditra amin’ny fampivondronana faobe sy fanadinana io hetsika io ary mazava loatra fa ho faranana amin’ny famoahana ireo ho afaka amin’izany fanadinana izanyny 1 aogositra izao tamin’ireo mpiofana 450 ao anatin’ny andia taona 2015. Mialohan’izany aloha amin’ny volana mey izao dia hisy ny fifidianana izay ho filoha nasionaly vaovao hitantana ny Mpikalo.

Ntsoavina Evariste

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Finoana

  • JALSA SALANA 2026
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Niara-nivavaka ireo Mozolomanina Ahmadiyya

  • Fonja Antanimora
  • Alakamisy 10 Septambra 2026

Voafonja 80 vita batisa

  • HETSIKA MANDRESY TOUR
  • Alakamisy 10 Septambra 2026

Fahombiazana tanteraka

  • MANDRESY TOUR
  • Alakamisy 03 Septambra 2026

2026 TOAMASINA Ho avy ary nahao

  • Pasteur Mailhol
  • Alarobia 26 Aogositra 2026

Mamporisika ny tanora

  • Fiangonana
  • Talata 25 Aogositra 2026

Loteranina malagasy nohavaozina

Hijery ny tohiny
FTT