- Talata 02 Jona 2015
Finoana.Solontenan’i Papa eto Madagasikara Notsofin-drano tao Vatikana
Nohamasinina sy notsofin-drano ny sabotsy teo ny solontena vaovaon’i Papa eto Madagasikara sady hisahana an’i Maorisy, Seysela, Kaomoro ary La Réunion, Mgr Paolo Rocco Gualtieri. Ny kardinaly Sekreteram-panjakana ao Vatikana, Pietro Parolin no nitarika ny fotoam-bavaka tamin’izany.
Hamaky ny tohiny