Finoana

FJKM Bemasoandro Miomana hankalaza ny faha-150 taonany


  • Zoma 08 Mey 2015

Hanatanteraka voka-dehibe ny FJKM Bemasoandro Synaodam-paritany Antananarivo Atsimo ny 10 mey izao.

 

 Hisy lavantim-bokatra sy fiaraha-misakafo hatao eo an-tokotanim-piangonana aorian’ny fanompoam-pivavahana hiarahan’ny Kristianina sy ny zanaka Ampielezana. Efa fanomanana ny fankalazana ny faha-150 taonan'ny Fiangonana sy faha-10 taonan'ny sekoly sy fanarenana ny tanàna ravan'ny rivodoza io. Kasaina hatao vodivato ny tambohon'ny fiangonana mirefy 20 metatra eo ho eo  izay azeran'ny rivodoza matetika.

Nangonin’i Jean D.

"Ary aoka isika hifampandinika hampandroso ny fitiavana sy ny asa tsara" Heb 10/24

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Finoana

  • JALSA SALANA 2026
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Niara-nivavaka ireo Mozolomanina Ahmadiyya

  • Fonja Antanimora
  • Alakamisy 10 Septambra 2026

Voafonja 80 vita batisa

  • HETSIKA MANDRESY TOUR
  • Alakamisy 10 Septambra 2026

Fahombiazana tanteraka

  • MANDRESY TOUR
  • Alakamisy 03 Septambra 2026

2026 TOAMASINA Ho avy ary nahao

  • Pasteur Mailhol
  • Alarobia 26 Aogositra 2026

Mamporisika ny tanora

  • Fiangonana
  • Talata 25 Aogositra 2026

Loteranina malagasy nohavaozina

Hijery ny tohiny
FTT