Finoana

Solontenan’i Papa eto Madagasikara Notsofin-drano tao Vatikana


  • Talata 02 Jona 2015

Nohamasinina sy notsofin-drano ny sabotsy teo ny solontena vaovaon’i Papa eto Madagasikara sady hisahana an’i Maorisy, Seysela, Kaomoro ary La Réunion, Mgr Paolo Rocco Gualtieri. Ny kardinaly Sekreteram-panjakana ao Vatikana, Pietro Parolin no nitarika ny fotoam-bavaka tamin’izany.


 
Teraka tamin’ny 1961 tany Supersano (Italia) i Mgr Paolo Rocco Gualtieri ary nohamasinina ho pretra tamin’ny 1988. Izy no handimby toerana an’i Mgr Eugène Martin Nugent, izay voatendry hiasa any Haiti indray rehefa niasa nandritra ny dimy taona teto Madagasikara nanomboka tamin’ny febroary 2010.

 

Jean D.


Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Finoana

  • JALSA SALANA 2026
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Niara-nivavaka ireo Mozolomanina Ahmadiyya

  • Fonja Antanimora
  • Alakamisy 10 Septambra 2026

Voafonja 80 vita batisa

  • HETSIKA MANDRESY TOUR
  • Alakamisy 10 Septambra 2026

Fahombiazana tanteraka

  • MANDRESY TOUR
  • Alakamisy 03 Septambra 2026

2026 TOAMASINA Ho avy ary nahao

  • Pasteur Mailhol
  • Alarobia 26 Aogositra 2026

Mamporisika ny tanora

  • Fiangonana
  • Talata 25 Aogositra 2026

Loteranina malagasy nohavaozina

Hijery ny tohiny
FTT