Finoana

«12 Apôtres» Mijoro ho Mpandamina ny fifampitondrana

  • Alarobia 09 Septambra 2015

Nanao fanambarana ny «12 Apôtres» mijoro ao Fianarantsoa fa na mafy toy inona aza ny fiainana noho ny tsy fisian'ny asa fivelomana dia «miangavy ny tanora mba tsy hivily lalana hanao asa ratsy hanatevin-daharana ny dahalo na ambanivohitra na an-drenivohitra».

Manamarika ny «12 Apôtres» fa ny fijoroan'ny Repoblika Malagasy avy any amin'ny «Grand sud» no hampandroso, hampitovy zo ny faritra, hampandry fahalemana ny tany sy ny fanjakana. Mpandamina ny fifampitondrana ny «12 Apôtres» fa tsy hanongam-panjakana mihitsy, hoy ny fanambarana nataon’i Tsiavaliky Celestin iray amin'ireo «12 Apôtres».

Jean D.

Tsiavaliky Celestin

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.

Ao amin’ity sokajy ity ihany : Finoana

  • JALSA SALANA 2026
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Niara-nivavaka ireo Mozolomanina Ahmadiyya

  • Fonja Antanimora
  • Alakamisy 10 Septambra 2026

Voafonja 80 vita batisa

  • HETSIKA MANDRESY TOUR
  • Alakamisy 10 Septambra 2026

Fahombiazana tanteraka

  • MANDRESY TOUR
  • Alakamisy 03 Septambra 2026

2026 TOAMASINA Ho avy ary nahao

  • Pasteur Mailhol
  • Alarobia 26 Aogositra 2026

Mamporisika ny tanora

  • Fiangonana
  • Talata 25 Aogositra 2026

Loteranina malagasy nohavaozina

Hijery ny tohiny
FTT