Finoana

Finoana anglikanina Mankalaza ny faha-150 taona nidirany teto Madagasikara


  • Alatsinainy 07 Septambra 2015

Fotoam-bavaka lehibe no nentin’ny mpino namaranana ny faha-150 taona nidiran’ny finoana anglikanina teto Madagasikara. Mametra-panontaniana ny filohan’ny Repoblika tonga nanome voninahitra ny fotoana tao amin’ny Lapan’ny kolontsaina,

 

 maninona no toy izao ny toerana misy an’ity firenena ity nefa maro kristianina ? Mpitondra fiangonana miisa 40 no notolorana mari-boninahitra nandritra ity fotoana ity, anisany ny Mgr Ranarivelo Samoela Jaona, filohan’ny EEM, notolorana «Commandeur de l’Ordre national»

 

Jean D.

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Finoana

  • JALSA SALANA 2026
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Niara-nivavaka ireo Mozolomanina Ahmadiyya

  • Fonja Antanimora
  • Alakamisy 10 Septambra 2026

Voafonja 80 vita batisa

  • HETSIKA MANDRESY TOUR
  • Alakamisy 10 Septambra 2026

Fahombiazana tanteraka

  • MANDRESY TOUR
  • Alakamisy 03 Septambra 2026

2026 TOAMASINA Ho avy ary nahao

  • Pasteur Mailhol
  • Alarobia 26 Aogositra 2026

Mamporisika ny tanora

  • Fiangonana
  • Talata 25 Aogositra 2026

Loteranina malagasy nohavaozina

Hijery ny tohiny
FTT