Finoana

JMJ Mada 8 1 400 ny solontenan’i Toamasina


  • Talata 15 Septambra 2015

Niainga omaly tao Toamasina ireo mpizaika solontenan’ny diosezin’i Toamasina handray anjara amin’ny Andro iraisam-pirenena ho an’ny tanora eto Madagasikara

 

, andiany faha-8 hatao any Fianarantsoa, manomboka anio ka hatramin’ny 20 septambra izao. Miisa 1 400 ireto solontenan’i Toamasina ireto, ary nisy fitsofan-drano nataon’ny Faritra Atsinanana azy ireo nialoha ny niaingana io omaly io.

Jean D.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Finoana

  • JALSA SALANA 2026
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Niara-nivavaka ireo Mozolomanina Ahmadiyya

  • Fonja Antanimora
  • Alakamisy 10 Septambra 2026

Voafonja 80 vita batisa

  • HETSIKA MANDRESY TOUR
  • Alakamisy 10 Septambra 2026

Fahombiazana tanteraka

  • MANDRESY TOUR
  • Alakamisy 03 Septambra 2026

2026 TOAMASINA Ho avy ary nahao

  • Pasteur Mailhol
  • Alarobia 26 Aogositra 2026

Mamporisika ny tanora

  • Fiangonana
  • Talata 25 Aogositra 2026

Loteranina malagasy nohavaozina

Hijery ny tohiny
FTT