Finoana

JMJ Mada


  • Alatsinainy 21 Septambra 2015

Nofaranana tamin’ny alalan’ny lamesa lehibe tao Anosy Fianaransoa ny JMJ Mada andiany faha-8. Ny diosezin’i Mahajanga indray no hampiantrano ny andiany manaraka (JMJ Mada 9).

 


 
Niatrika ny famaranana omaly ny praiminisitra Ravelonarivo Jean mivady. Manotrona ireo rahalahiny Eveka eto Madagasikara ihany koa ny kardinaly Arsevekan'i Lyon (Frantsa) Mgr Philippe Xavier Ignace Barbarin sy ny Nonce apôstôlika Mgr Paolo Rocco Gualtieri.

Ady amin'ny Kolikoly
Hotanterahina anio alatsinainy 21 septambra izao eny amin'ny Lapam-panjakana Iavoloha, ny fanaovan'ny Filohan'ny Repoblikan'i Madagasikara, Hery Rajaonarimampianina sonia ny firotsahany hitarika ny fampiharana ny Tetikadim-pirenena vaovao Iadiana amin'ny Kolikoly.

Toliara
Hotanterahina amin’ny 23 septambra ho avy izao ny famohan’ny Fitsarana misahana ny ady ifanaovana amin’ny Fanjakana Toliara ny voka-pifidianana ofisialin’ny fifidianana kaominaly ho an’ny Faritanin’i Toliara, izay tsy tanteraka tamin’ny 18 septambra noho ny filohan’ny fitsarana teraka tamin’io andro io.

Fanôro 2015
Nifarana ny sabotsy teo ny fifaninanam-pirenena ara-panatanjahantena an-tsekoly andiany 2015 na Fanôro 2015 natao tany Antsiranana.
Ny Faritra Anôsy indray no hampiantrano ny fifaninanana andiany 2016.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Finoana

  • JALSA SALANA 2026
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Niara-nivavaka ireo Mozolomanina Ahmadiyya

  • Fonja Antanimora
  • Alakamisy 10 Septambra 2026

Voafonja 80 vita batisa

  • HETSIKA MANDRESY TOUR
  • Alakamisy 10 Septambra 2026

Fahombiazana tanteraka

  • MANDRESY TOUR
  • Alakamisy 03 Septambra 2026

2026 TOAMASINA Ho avy ary nahao

  • Pasteur Mailhol
  • Alarobia 26 Aogositra 2026

Mamporisika ny tanora

  • Fiangonana
  • Talata 25 Aogositra 2026

Loteranina malagasy nohavaozina

Hijery ny tohiny
FTT