Finoana

FLM Synoda Antananarivo Lany ho filoha ny Pastora Dr Rakotonirina David


  • Alakamisy 25 Febroary 2016

Voafidy omaly alarobia ny birao vaovao hitondra ny Synoda Antananarivo eo anivon’ny Fiangonana Loterana Malagasy (FLM) ka

 

filoha  ny Pastora Dr Rakotonirina David , filoha Lefitra ny Pastora Dr Razafindrakoto A Georges. Mpitahiry vola kosa  Atoa Hary Andrianarivo, mpitantsoratra voalohany ny pastora Ratefiarivony Jacques Audace, mpitantsoratra faharoa  Atoa Randrianjanahary Arthur. Tsara homarihana fa lany tamin'ny fihodinana voalohany daholo izy rehetra ireo.

RTT


 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Finoana

  • JALSA SALANA 2026
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Niara-nivavaka ireo Mozolomanina Ahmadiyya

  • Fonja Antanimora
  • Alakamisy 10 Septambra 2026

Voafonja 80 vita batisa

  • HETSIKA MANDRESY TOUR
  • Alakamisy 10 Septambra 2026

Fahombiazana tanteraka

  • MANDRESY TOUR
  • Alakamisy 03 Septambra 2026

2026 TOAMASINA Ho avy ary nahao

  • Pasteur Mailhol
  • Alarobia 26 Aogositra 2026

Mamporisika ny tanora

  • Fiangonana
  • Talata 25 Aogositra 2026

Loteranina malagasy nohavaozina

Hijery ny tohiny
FTT