Finoana

Fanohanana ny Radio Fahazavana Hisy fotoam-bavaka ny 20 martsa izao


  • Zoma 26 Febroary 2016

Hanatanteraka fanompoam-pivavahana ho fifanomezan-tanana sy fanohanana azy ny radio Fahazavana ny alahady 20 martsa 2016.

 

Fiaraha-mivavaka izay hatao ao amin’ny Fjkm Salema Vaovao 67 Ha. Nahazo alalana hisokatra indray moa ity onjampeo ity ny volana aprily 2015. Nentina am-bavaka tao amin’ny Fjkm Analakely ny 25 oktobra 2015 ny fanokafana azy. Nakaton’ny fitondrana Fat moa ity onjampeon’ny Fjkm ity nandritra ny hetsiky ny Fign ny 20 mey 2010 niaraka tamin’ny famonjana ireo mpiasa 10 mianadahy.

Ramano F.

 

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Finoana

  • JALSA SALANA 2026
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Niara-nivavaka ireo Mozolomanina Ahmadiyya

  • Fonja Antanimora
  • Alakamisy 10 Septambra 2026

Voafonja 80 vita batisa

  • HETSIKA MANDRESY TOUR
  • Alakamisy 10 Septambra 2026

Fahombiazana tanteraka

  • MANDRESY TOUR
  • Alakamisy 03 Septambra 2026

2026 TOAMASINA Ho avy ary nahao

  • Pasteur Mailhol
  • Alarobia 26 Aogositra 2026

Mamporisika ny tanora

  • Fiangonana
  • Talata 25 Aogositra 2026

Loteranina malagasy nohavaozina

Hijery ny tohiny
FTT