Finoana

FLM Ampandrozonana Sambava Mpanompovavy nihetsika aretina teo anoloan’ny pilipitra


  • Alarobia 20 Jolay 2016

Niato nandritra ny minitra vitsy ny fanompoam-pivavahana tao amin’ny FLM Ampandrozonana Sambava ny alahady 17 jolay teo, namaranana ny fivorian’ny Komity faha-11 an’ny Sinaodam-paritany FLM Avaratra Atsinanana (SPAVA) rehefa naharitra dimy andro.

Nihetsika aretina tampoka teo anoloan’ny pilipitra ny mpanompovavy iray ary niankarapoka tamin’ny tany. Nifandrombahana, nanaovana vavaka izy vao nobatain’ireo mpitsabo avy ao amin’ny hopitaly SALFA Loterana nampian’ny lehiben’ny hopitalibe Besopaka, nentina novonjena haingana. Tamin’io alahady io koa no nanokanana ireo 41 mianadahy voatendry hanao asa masina.

Jean D.


 

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Finoana

  • JALSA SALANA 2026
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Niara-nivavaka ireo Mozolomanina Ahmadiyya

  • Fonja Antanimora
  • Alakamisy 10 Septambra 2026

Voafonja 80 vita batisa

  • HETSIKA MANDRESY TOUR
  • Alakamisy 10 Septambra 2026

Fahombiazana tanteraka

  • MANDRESY TOUR
  • Alakamisy 03 Septambra 2026

2026 TOAMASINA Ho avy ary nahao

  • Pasteur Mailhol
  • Alarobia 26 Aogositra 2026

Mamporisika ny tanora

  • Fiangonana
  • Talata 25 Aogositra 2026

Loteranina malagasy nohavaozina

Hijery ny tohiny
FTT