Finoana

Silamo Malagasy Misy disadisa anatiny


  • Alakamisy 04 Aogositra 2016

Marisarisa ny fiainam-pikambanan’ny Silamo Malagasy. Noheverina handamin-javatra ny fihaonambe nasionaly notontosaina tao Mahajanga tamin’ny septambra 2015 ka nanavaozana ny birao mpitantana ny Fikambanana Silamo Malagasy (FSM)

saingy toa vao mainka fifampiandaniana no naterany. Niditra an-tsehatra ny minisiteran’ny Atitany, mampifanatona ny an-daniny sy ny an-kilany hisian’ny fitoniana sy nanitatra ny fe-potoam-piasan’ny komity mpikarakara fihaonambe hanavaozana ny birao mpitantana ny FSM. Nanapaka ity komity ity fa hotanterahina eto Antananarivo ny 26  sy 27  aogositra izao ny fihaonambe hampihavanana ny samy Silamo Malagasy io, sady hifidianana ny mpitantana ny FSM.

 

Jean D.

 


 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Finoana

  • JALSA SALANA 2026
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Niara-nivavaka ireo Mozolomanina Ahmadiyya

  • Fonja Antanimora
  • Alakamisy 10 Septambra 2026

Voafonja 80 vita batisa

  • HETSIKA MANDRESY TOUR
  • Alakamisy 10 Septambra 2026

Fahombiazana tanteraka

  • MANDRESY TOUR
  • Alakamisy 03 Septambra 2026

2026 TOAMASINA Ho avy ary nahao

  • Pasteur Mailhol
  • Alarobia 26 Aogositra 2026

Mamporisika ny tanora

  • Fiangonana
  • Talata 25 Aogositra 2026

Loteranina malagasy nohavaozina

Hijery ny tohiny
FTT