Finoana

Dr David Rakotonirina Nodiovin’ny Synoda rezionalin’ny FLM


  • Alatsinainy 18 Jolay 2016

Nodiovin’ny Dr David Rakotonirina, filohan’ny Synoda rezionaly Antananarivo natao teny amin’ny fiangonana loterana Tokotanitsara eny Ambodihady nandritra ny 3 andro tamin’ny herinandro lasa teo fa vaovao diso avokoa no navoaka tamin’ny haino aman-jery samihafa teto amintsika.

 Tena fanalam-baraka ity filoha ity mazava no nokatsahin’ireo nanely ny tsaho. Koa dia miantso ireo izay ninia nivily lalana ny komity mba hiverina an-doharano fa mbola mijanona ho manan-kery lalandava ny teny filamatry ny fiangonana amin’ny fandraisana ny fifonan’ireo izay diso lalana.  Nohamafisin’ny filohan’ity Synoda voalaza ity tamin’ny kabary famaranana nataony fa mbola hotohizana ny fampiroboroboana ny finoana ao amin’ity fiangonana ity ka hohamafisina ny firaisankina sy ny fifankatiavana voalazan’ny Soratra Masina. Nahatsiaro fitoniana kely ireo fiangonana Loterana miisa 250 mandrafitra ny Synoda rezionalin’Antananarivo taorian’ny fivoriambe.

Ntsoavina Evariste

 

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Finoana

  • JALSA SALANA 2026
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Niara-nivavaka ireo Mozolomanina Ahmadiyya

  • Fonja Antanimora
  • Alakamisy 10 Septambra 2026

Voafonja 80 vita batisa

  • HETSIKA MANDRESY TOUR
  • Alakamisy 10 Septambra 2026

Fahombiazana tanteraka

  • MANDRESY TOUR
  • Alakamisy 03 Septambra 2026

2026 TOAMASINA Ho avy ary nahao

  • Pasteur Mailhol
  • Alarobia 26 Aogositra 2026

Mamporisika ny tanora

  • Fiangonana
  • Talata 25 Aogositra 2026

Loteranina malagasy nohavaozina

Hijery ny tohiny
FTT