Finoana

VEHIVAVY DORKASY FOIBE FJKM SY NY BEN’NY TANANA Mifanakaiky tanteraka


  • Zoma 13 Janoary 2017

Tsy afa-misaraka ny fitantanana sy ny Finoana amin’ny ankapobeny.Matoa mantsy misy ny olona tsy manara-dalŕna dia noho ny tsy fahafantarany an’Andriamanitra izay.

 Ilaina ary tsy maintsy atao ny fitoriana ny Tenin’Andriamanitra ho  an’ny mponina eto Antananarivo renivohitra noho izany  araka ny nambaran’ny Filohan’ny Dorkasy Foibe FJKM ny Mpitandrina Randriamanana Valim-bavaka. Tsy nanadino fa tonga niarahaba sy nirary soa ny Ben’ny tanàna Lalao Ravalomanana noho ny fahatongavan’ny taona vaovao 2017 izy ireo omaly ary maniry ny hitohizan’ny fiaraha-miasa lavidavitra kokoa.

Pati


Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Finoana

  • JALSA SALANA 2026
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Niara-nivavaka ireo Mozolomanina Ahmadiyya

  • Fonja Antanimora
  • Alakamisy 10 Septambra 2026

Voafonja 80 vita batisa

  • HETSIKA MANDRESY TOUR
  • Alakamisy 10 Septambra 2026

Fahombiazana tanteraka

  • MANDRESY TOUR
  • Alakamisy 03 Septambra 2026

2026 TOAMASINA Ho avy ary nahao

  • Pasteur Mailhol
  • Alarobia 26 Aogositra 2026

Mamporisika ny tanora

  • Fiangonana
  • Talata 25 Aogositra 2026

Loteranina malagasy nohavaozina

Hijery ny tohiny
FTT