• Zoma 13 Jolay 2018
Finoana.Kardinaly nisafidy an’i Toamasina Mihataka lavitra ny mpanao politika

Omaly alakamisy tamin’ny 10 ora maraina no nigadona tao amin’ny seranam-piaramanidina Ambalamasa Toamasina ny Kardinaly vaovao Désiré Tsarahazana.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 12 Jolay 2018
Finoana.Marc Ravalomanana mivady Niarahaba ny Kardinaly sy ny Eglizy Katolika

Nanatrika ny fandraisana ny Kardinaly Désiré Tsarahazana teny amin’ny Villa Roma Ivandry, toeram-ponenan’ny solontenan’ny Papa Ray Masina eto Madagasikara Atoa Marc Ravalomanana sy Ramatoa vadiny omaly.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 12 Jolay 2018
Finoana.Fiangonana FAM sy ny antoko GFFM Manao pi-maso amin’ny Ekar sy ny Kardinaly vaovao

Miezaka hanome lanja ny firaisankinan’ny kristianina ny FAM na ny Fiangonana Apokalypsy maneran-tany sy ny antoko GFFM miara-dia aminy.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 11 Jolay 2018
Finoana.Kardinaly Désiré Tsarahazana “Ndao hiady amin’ny ratsy isika”

Omaly tolakandro no tafaverina an-tanindrazan ary notsenaina tamin’ny fomba makotrokotroka teny Ivato ny Kardinaly Désiré Tsarahazana, andro lehibe ho an’ny mpino Katolika ary manamarika ny tantaran’i Madagasikara ihany koa.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 11 Jolay 2018
Finoana.Foyer Chrétien International Hivavaka ho an’ny mpanala fanadinana

Omaly talata 10 jolay no nampahafantarina tetsy amin’ny hotely Colbert Antaninarenina ny fisian’ny hetsika “fiderana sy tso-drano” karakarain’ny Foyer Chrétien International.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 09 Jolay 2018
Finoana.Kardinaly Désiré Tsarahazana Ho avy rahampitso eto Madagasikara

Efa tsara homana ny fitsenan’ny vahoakan’i Toamasina sy ny mpino Katolika ny fahatongavan’ny kardinaly Tsarahaza Désiré handray ny birao fiasany izay hijanona ao Toamasina ny 13 jolay ho avy izao.

Hamaky ny tohiny
FTT