Finoana

FFKM Tsy hita popoka


  • Zoma 15 Jona 2018

Ny faran’ny volana aprily teo no nandrenesana sy nahitana farany ny Fiombonan’ny Fiangonana Kristianina eto Madagasikara (FFKM) nitarika fanelanelanana ireo tompon’andraikitra politika eto amin’ny firenena tamin’ny alalan’ny fotoam-pivavahana iraisam-pinoana notontosaina tetsy Vohipiraisana.

 

Nampifandraisana tanana tao avokoa tamin’izay ireo filoham-pirenena teo aloha sy ireo filohana andrim-panjakana ary ireo noheverin’izy ireo fa tokony hampihavanina. Hatramin-dry zareo avy eo anivon’ny komitin’ny fampihavanana na CFM aza mba tonga tao. Fa mba lasa aiza kosa ary ankehitriny ireto Raiamandreny ireto ? Sasatra ve sa voailika ?

J. Mirija

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Finoana

  • JALSA SALANA 2026
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Niara-nivavaka ireo Mozolomanina Ahmadiyya

  • Fonja Antanimora
  • Alakamisy 10 Septambra 2026

Voafonja 80 vita batisa

  • HETSIKA MANDRESY TOUR
  • Alakamisy 10 Septambra 2026

Fahombiazana tanteraka

  • MANDRESY TOUR
  • Alakamisy 03 Septambra 2026

2026 TOAMASINA Ho avy ary nahao

  • Pasteur Mailhol
  • Alarobia 26 Aogositra 2026

Mamporisika ny tanora

  • Fiangonana
  • Talata 25 Aogositra 2026

Loteranina malagasy nohavaozina

Hijery ny tohiny
FTT