Finoana

Fivahinianana masina Malagasy niisa 84 lasa tany La Mecque


  • Sabotsy 08 Septambra 2018

Tafaverina an-tanindrazana ary noraisina tao amin’ny Mosquée du Vendredi Mahajanga ny alakamisy teo ireo mpino Silamo miisa 35 zanak’i Mahajanga avy namonjy ny fivahinianana masina tany La Mecque- Arabie Saodita.

 

 

Niisa 94 ireo mpino Silamo avy eto Madagasikara tany La Mecque tamin’ity taona ity, ka teratany malagasy ny 84 tamin’ireo ary 10 kosa Silamo fa teratany afrikanina eto Madagasikara. 1.000 isan-taona ny Silamo anjaran’i Madagasikara afaka mahazo « visa » ho any Arabia Saodita mamonjy fivahinianana masina. 94 izy tamin’ity. iray volana eo no faharetany tany La Mecque, izay tokony hataon’ny mpino silamo farafaharatsiny in-dray mandeha eo amin’ny fiainany. Nisy io alakamisy io ny vavaka fangataham-pitahiana ho an’ny tanindrazana.

Jean D.

 

 

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Finoana

  • JALSA SALANA 2026
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Niara-nivavaka ireo Mozolomanina Ahmadiyya

  • Fonja Antanimora
  • Alakamisy 10 Septambra 2026

Voafonja 80 vita batisa

  • HETSIKA MANDRESY TOUR
  • Alakamisy 10 Septambra 2026

Fahombiazana tanteraka

  • MANDRESY TOUR
  • Alakamisy 03 Septambra 2026

2026 TOAMASINA Ho avy ary nahao

  • Pasteur Mailhol
  • Alarobia 26 Aogositra 2026

Mamporisika ny tanora

  • Fiangonana
  • Talata 25 Aogositra 2026

Loteranina malagasy nohavaozina

Hijery ny tohiny
FTT