Fifamoivoizana

Taxi an'Antananarivo Mangataka hiasa hatramin’ny 3ora tolakandro


  • Zoma 24 Aprily 2020

Mangataka ny hanitarana ny fotoana hahafahany miasa hatramin’ny 3 ora tolakandro tahaka ny taksibe ireo mpamily fiarakaretsaka amin’izao fotoana izao eto Antananarivo.

 

 

 

 Amin’ny 1ora tolakandro anefa ny fotoana noferana ho azy ireo. Zara raha misy olona manontany satria tena sahirana ny vahoaka. Mandeha na 4000Ar aza raha akaiky satria aleo mihinan-kely toy izay mandry fotsy. Mihena hatramin’ny antsasany ny vola azon’ireo fiarakaretsaka raha ny nambaran-dRtoa Clémence Raharinirina Filohan’ny FTAR. Nisy moa omaly ny fizarana arovava ho an’ny mpamily fiarakaretsaka, ka miisa 4000 no nahazo izany.

Toky R 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Fifamoivoizana

  • MIHENA
  • Alarobia 23 Septambra 2026

NY FITOHANANA ENY AMORONAKONA

  • Fifindrana etsy Amoronankona
  • Alakamisy 17 Septambra 2026

Nirindra sy nahomby, efa tafafindra

  • Famindrana
  • Alarobia 16 Septambra 2026

eny Amoronankona

  • Raharaha Fasan’ny Karana,
  • Alarobia 16 Septambra 2026

fanakanana ny RN7

  • Toby fiantsonana
  • Alarobia 16 Septambra 2026

Amoronankona

  • Loza teny Ambohidahy
  • Talata 15 Septambra 2026

Nidoboka am-ponja vonjimaika i Charles

Hijery ny tohiny
FTT