Fifamoivoizana

Mpandeha Taxi be Midina mamafa lalana izay tsy mametraka arotava


  • Talata 12 Mey 2020

Sarotiny dia sarotiny ireo mpitandro filaminana ankehitriny eo amin’ny fanarahana fepetra mikasika an’ireo fiarovana isan-tsokajina mba hisorohana ny fiparitahan'ny tsimokaretina Covid-19.

 

 

 

 

  Tazana ary omaly alatsinainy 11 mey 2020, teto an-drenivohitra sy ny manodidina, fa hampidinin’ireo mpitandro filaminanana avy hatrany avy eny ambony taxi be izay mpandeha tazany tsy mametaka tsara manarona ny vava sy ny orony ny arotava hanaovany ary tonga dia hampamafana lalana eo noho eo.

Ntsoavina Evariste

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Fifamoivoizana

  • MIHENA
  • Alarobia 23 Septambra 2026

NY FITOHANANA ENY AMORONAKONA

  • Fifindrana etsy Amoronankona
  • Alakamisy 17 Septambra 2026

Nirindra sy nahomby, efa tafafindra

  • Famindrana
  • Alarobia 16 Septambra 2026

eny Amoronankona

  • Raharaha Fasan’ny Karana,
  • Alarobia 16 Septambra 2026

fanakanana ny RN7

  • Toby fiantsonana
  • Alarobia 16 Septambra 2026

Amoronankona

  • Loza teny Ambohidahy
  • Talata 15 Septambra 2026

Nidoboka am-ponja vonjimaika i Charles

Hijery ny tohiny
FTT