Fifamoivoizana

Alaotra Mitohy ny fanamboarana ny RN 44


  • Zoma 15 Mey 2020

izotra tsara ny asa fanamboarana ny lalam-pirenena RN 44 , hoy ny sekretera nasionaly lefitry ny antoko AREMA Razafindrakoto Mamy Helson "Besetroka" avy any an-toerana ka ny 10 %

 

 

 

 

M ny asa amin'ny ankapobeny no efa vita ankehitriny, hoy ity mpanao politika ity. Ho vitaina tara ohatra ny lalana 6,70 km mampitohy an'Ambatondrazaka amin'ny tananan'Ambandrika, hoy izy, ka ny lalana 3,5 km mivily mankany amin'ny "terrain d'aviation" no efa voarakitra tara tanteraka. Mitohy sy mizotra soa aman-tsara miaraka amin'izany koa, hoy izy, ny asa fanamboarana ny kianja manarapenitra Rasolonjatovo eto Ambatondrazaka tampon-tanàna.

Ntsoavina Evariste

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Fifamoivoizana

  • MIHENA
  • Alarobia 23 Septambra 2026

NY FITOHANANA ENY AMORONAKONA

  • Fifindrana etsy Amoronankona
  • Alakamisy 17 Septambra 2026

Nirindra sy nahomby, efa tafafindra

  • Famindrana
  • Alarobia 16 Septambra 2026

eny Amoronankona

  • Raharaha Fasan’ny Karana,
  • Alarobia 16 Septambra 2026

fanakanana ny RN7

  • Toby fiantsonana
  • Alarobia 16 Septambra 2026

Amoronankona

  • Loza teny Ambohidahy
  • Talata 15 Septambra 2026

Nidoboka am-ponja vonjimaika i Charles

Hijery ny tohiny
FTT