Fifamoivoizana

Lalana eto Antananarivo Misy efa tena tsy izy intsony


  • Sabotsy 16 Mey 2020

Mamotika fiara, mamotika kodiaran-droa ihany koa sy izay fitaovam-pifamoivoizana misy maotera rehetra ny ankamaroan’ireo lalana be mpampiasa eto Antananarivo.

 

 

 

 Tsy vitan’izay fa asa fotsiny indray izay hanjo ireo mpandeha tongotra, indrindra indrindra, rehefa ho avy eo ny fahavaratra. Lalana mampifandray an’i 67ha sy Itaosy izany moa dia tsy hita intsony izay hilazana azy fa tena mampitaraina ireo mpandeha sy ireo mitondra fiara somary ivaiva. Efa niezaka nanao antsoavo ny amin’ny mba tokony hijerena ny toe-draharaha ihany moa ireo mponina, raha ny eny 67ha manokana no asian-teny.

J. Mirija

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Fifamoivoizana

  • MIHENA
  • Alarobia 23 Septambra 2026

NY FITOHANANA ENY AMORONAKONA

  • Fifindrana etsy Amoronankona
  • Alakamisy 17 Septambra 2026

Nirindra sy nahomby, efa tafafindra

  • Famindrana
  • Alarobia 16 Septambra 2026

eny Amoronankona

  • Raharaha Fasan’ny Karana,
  • Alarobia 16 Septambra 2026

fanakanana ny RN7

  • Toby fiantsonana
  • Alarobia 16 Septambra 2026

Amoronankona

  • Loza teny Ambohidahy
  • Talata 15 Septambra 2026

Nidoboka am-ponja vonjimaika i Charles

Hijery ny tohiny
FTT