Fifamoivoizana

Fiaram-panjakana sy fiarana parlemantera Misy fepetra ny fahafahany mivezivezy


  • Alatsinainy 18 Mey 2020

Anisan` ireo fiara afaka mifamezivezy amin` ireo fatitra telo vokasik` ny aretina Covid-19 ireo fiaram-panjakana sy an` ireo parlementera dia anisan` ireo fiara afaka mivezivezy malalaka amin` ireo faritra telo voakasiky ny aretina Covid-19.

 

 

 

Ho an` ireo fiaram-pankajana, dia tsy maintsy manana takelaka mena sy taratasy ara-dalàna. Tsy maintsy kosa manana “ordre de mission” sy karatra maha mpiasa (carte professionnelle) ireo mpandeha ao anatiny. Ho an` ireo fiaran` ireo depiote na loholona indray dia tsy maintsy misy ny “cocarde”. Tsy maintsy ao anatiny ihany koa ny parlementera (présence physique) ary tsy maintsy manana ny karatra maha mpikambana azy ao anaty parlemanta ka mampiseho izany an` ireo mpitandro filaninana izay misahana ny fifamezivezena amin` ireo lalàm-pirenena.

Marigny A.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Fifamoivoizana

  • MIHENA
  • Alarobia 23 Septambra 2026

NY FITOHANANA ENY AMORONAKONA

  • Fifindrana etsy Amoronankona
  • Alakamisy 17 Septambra 2026

Nirindra sy nahomby, efa tafafindra

  • Famindrana
  • Alarobia 16 Septambra 2026

eny Amoronankona

  • Raharaha Fasan’ny Karana,
  • Alarobia 16 Septambra 2026

fanakanana ny RN7

  • Toby fiantsonana
  • Alarobia 16 Septambra 2026

Amoronankona

  • Loza teny Ambohidahy
  • Talata 15 Septambra 2026

Nidoboka am-ponja vonjimaika i Charles

Hijery ny tohiny
FTT