Fifamoivoizana

Fivezivezena amin’ny lakan-dranon’i Pangalana Hentitra ny fanaraha-maso any Mananjary


  • Talata 16 Jona 2020

Araka ny vaovao voaray avy any an-toerana dia entitra dia entitra tokoa ny tompon’andraikitra mahefa any amin’ny distrikan’i Mananjary

 

 

 

amin’ny fanaraha-maso an’ireo olona mivezivezy amin’iny lakan-dranon’i Pangalana mandalo any an-toerana iny mba tsy hianahan’ny tsimokaretina miainga avy any Toamasina any amin’ity toerana ity. Tsy mbola nisy aloha hatreto, hoy io tati-baovao voaray io, ny fisian’ny olona nampiasa an’ity lakan-drano ity ho sehatra hiampitany Faritra ka nijanona tao Mananjary ary tsy mahazo mijanona ao ihany koa ireo fitaovam-pitaterana avy any Toamasina mandalo an’i Mahanoro sns… Marihana fa fihaonan-dalana mampitohy ny Faritra Atsinana sy ny Faritra Atsimo Andrefana amin’ny ankapobeny ny distrikan’i Manajary V7V.

Ntsoavina Evariste

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Fifamoivoizana

  • MIHENA
  • Alarobia 23 Septambra 2026

NY FITOHANANA ENY AMORONAKONA

  • Fifindrana etsy Amoronankona
  • Alakamisy 17 Septambra 2026

Nirindra sy nahomby, efa tafafindra

  • Famindrana
  • Alarobia 16 Septambra 2026

eny Amoronankona

  • Raharaha Fasan’ny Karana,
  • Alarobia 16 Septambra 2026

fanakanana ny RN7

  • Toby fiantsonana
  • Alarobia 16 Septambra 2026

Amoronankona

  • Loza teny Ambohidahy
  • Talata 15 Septambra 2026

Nidoboka am-ponja vonjimaika i Charles

Hijery ny tohiny
FTT