Fifamoivoizana

Manakambahiny Olona roa maty voafaokan’ny fiara


  • Alatsinainy 15 Jona 2020

Nitrangana lozam-pifamoivoizana teny Manakambahiny ny sabotsy lasa teo tokony 08 ora alina.

 

 Mpandeha an-tongotra efatra nahitana vehivavy roa sy lehilahy roa no indray voafokan'ny fiara Peugeot 301 iray. Naratra mafy vokatr’izany izy 04 ireo ka rehefa tonga teny amin'ny hopitaly dia namoy ny ainy ny roa izay lehilahy iray vao 27 taona monja sy vehivavy iray , vao 22 taona monja. Avotra soamantsara kosa ny roa ambiny, raha araka ny vaovao avy amin’ny polisim-pirenena. Notazonin’ny polisy misahana ny lozam-pifamoivoizana avy hatrany moa ilay mpamily vokatr’izany mandra-piandry ny fanadihadiana azy

Pati

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Fifamoivoizana

  • MIHENA
  • Alarobia 23 Septambra 2026

NY FITOHANANA ENY AMORONAKONA

  • Fifindrana etsy Amoronankona
  • Alakamisy 17 Septambra 2026

Nirindra sy nahomby, efa tafafindra

  • Famindrana
  • Alarobia 16 Septambra 2026

eny Amoronankona

  • Raharaha Fasan’ny Karana,
  • Alarobia 16 Septambra 2026

fanakanana ny RN7

  • Toby fiantsonana
  • Alarobia 16 Septambra 2026

Amoronankona

  • Loza teny Ambohidahy
  • Talata 15 Septambra 2026

Nidoboka am-ponja vonjimaika i Charles

Hijery ny tohiny
FTT