• Alatsinainy 08 Martsa 2021
Fifamoivoizana.Antananarivo sy Antsohihy Anirian’ny lomotra fotsiny ireo “Gare Routière” vaovao

Samy manana “Gare Routière” vaovao Antananarivo sy Antsohihy. Samy fotodrafitrasa naorin’ny fitondrana Hery Rajaonarimampianina izy ireo,

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 05 Martsa 2021
Fifamoivoizana.Ady amin’ny lozam-pifamoivoizana Hofanina ireo orinasa manana fiara maro

Miezaka hatrany ny eo anivon’ny foibe fitsarana fiarakodia miady amin’ireo karazana

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 05 Martsa 2021
Fifamoivoizana.Mponin’Ambohipo Nanome soso-kevitra iadiana amin’ny fitohanana eny Ambanidia

Eo Ambanidia irery ihany no hany lalan-tokana hivoahan’ireo mponina avy any Ambohipo rehefa hivoaka izy ireny.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 05 Martsa 2021
Fifamoivoizana.Mpanakanto Wawa Mamatsy vola 250 tapitrisa Ariary hanamboarana lalana

Lalana manodidina ny 1km, miainga avy amin'ny sampanan-dalana amin'ny CNaPS

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 04 Martsa 2021
Fifamoivoizana.Fitaterana an-dalamby zotra FCE Efa miasa ireo lohamasinina miisa 3 vao nafarana

Nahazo lohamasinina miisa 3 ny zotra FCE (Fianarantsoa Côte-Est) araka ny fampanantenana nataon’ny Filoha Andry Rajoelina.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 25 Febroary 2021
Fifamoivoizana.“Transport par cable” eto Iarivo Roa taona ny asa, “Cabines” 274 no hapetraka

Zava-baovao nambara fa hotanterahina ao anatin’ny roa taona ny fitaterana “transport par cable”

Hamaky ny tohiny
FTT