• Alarobia 24 Febroary 2021
Fifamoivoizana.Digy Andohatapenaka Maty voahitsaky ny kamiao ilay mpitondra bisikileta

Nitrangana trangan-javatra mampalahelo omaly teny amin’ny digy Andohatapenaka.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 22 Febroary 2021
Fifamoivoizana.Velon-taraina ny mpitatitra Tsy navela niditra teto Antananarivo ireo taksibrosy

Velon-taraina ireo mpitatitra tetsy amin’ny tobim-piantsonana Fasan’ny Karana ny faran’ny herinandro teo.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 22 Febroary 2021
Fifamoivoizana.Moto misy takelaka mangirana Matetika mampidi-doza

Velon-taraina ireo mpitondra moto manoloana ny fipariahana takelaka somary mangirana karazana haingon’ireny “scooter” ireny tato ho ato.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 22 Febroary 2021
Fifamoivoizana.RN7 Atsimon’Iavoloha 3 mianaka nodomin’ny moto, maty izy mivady

Nitrangana toe-javatra mampalahelo teny Atsimon’Iavoloha, lalam-pirenena fahafito omaly maraina.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 16 Febroary 2021
Fifamoivoizana.Tobim-piantsonana Maki Nomena « badge » manara-penitra ireo mpiasa 400

Miroso hatrany amin’ny sehatra matihanina ny mpitantana ny Tobim-piantsonana MAKI

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 28 Janoary 2021
Fifamoivoizana.Moto taingin-telo nidona tamina kamio Maty tsy tra-drano ilay raim-pianakaviana

Nanao taingin-telo ilay moto satria nitondra ny vady aman-janany ilay raim-

Hamaky ny tohiny
FTT