Fifamoivoizana

Tetikasa Flyover Tsy maintsy hisy fandravana trano eny Anosizato


  • Zoma 11 Jona 2021

Hifarana ny 15 jona 2021 ho avy izao ny fanadihadiana natao teny amin’ireo mponina voakasiky ny tetikasa flyover eny Anosizato

 

 

 raha araka ny fanazavana voaray avy ao amin’ny ministeran’ny fanajariana ny tany.Iray volana no naharetan’io fanadihadiana io ka nakana ny hevitry ny olona ny amin’ny mahamety na tsia ilay tetikasa, inona ny sosokevitra, hetaheta na fanakianana.Hisy avy eon y firaiketana an-tsoratra.Mbola drafitra vonimaika ihany aloha no natao hatreto ary io no atao peta-drindrina eny amin’ny fokontany sy kaominina voakasiky ny tetikasa araka ny fanazavana ihany.Na dia tsy mbola misy aza anefa ny fanapahan-kevitra raikitra sy ny daty hanombohan’ny asa dia efa mazava fa tsy maintsy hisy ny trano harodana;miainga eo amin’ny tetezan’Anosizato ka hatreny amin’ny tobi fivarotan-tsolika Shell Anoszato ihany no tena fototry ny tetikasa flyover, izany hoe ao anatin’io faritra voalaza io no hisy fandrodanana trano sy fanagiazana tany.Mazava ho azy tsy maintsy honeran’ny fanjakana ireo mponina iharan’izany ary hisy fifanarahana.

RTT

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Fifamoivoizana

  • MIHENA
  • Alarobia 23 Septambra 2026

NY FITOHANANA ENY AMORONAKONA

  • Fifindrana etsy Amoronankona
  • Alakamisy 17 Septambra 2026

Nirindra sy nahomby, efa tafafindra

  • Famindrana
  • Alarobia 16 Septambra 2026

eny Amoronankona

  • Raharaha Fasan’ny Karana,
  • Alarobia 16 Septambra 2026

fanakanana ny RN7

  • Toby fiantsonana
  • Alarobia 16 Septambra 2026

Amoronankona

  • Loza teny Ambohidahy
  • Talata 15 Septambra 2026

Nidoboka am-ponja vonjimaika i Charles

Hijery ny tohiny
FTT