- Zoma 09 Jolay 2021
Fifamoivoizana.Tetezan’i Mangoro sy Antsapazana Handaniana 23 tapitrisa dolara ny fanavaozana azy ireo
Notanterahina omaly 8 jolay tamin’ny alàlan’ny Visio Conférence ny fifanaovan-tsonia mikasika ny fifanarahana momba ny asa fanamboarana ny tetezan’i Mangoro sy Antsapazana amin’ny làlam-pirenena faha 2 (RN2).
Hamaky ny tohiny
