• Alakamisy 01 Aprily 2021
Fifamoivoizana.RN2-Loza mahatsiravina 4 namoy ny ainy, 9 naratra

Nandriaka ny rà tany amin’ny làlam-pirenena faharoa na ny RN2 omaly maraina.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 01 Aprily 2021
Fifamoivoizana.Tale Jeneralin’ny APMF “An-tsosoko no nidiran’ireo nitondra covid-19 mahery vaika”

Nanamafy ny Tale Jeneralin’ny APMF Capitaine de vaisseau Jean Edmond Andrianantenaina,

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 01 Aprily 2021
Fifamoivoizana.Kaominina Antananarivo Renivohitra Manara-maso ireo fiara fitateram-bahoaka sy fiarakaretsaka

Manohy sy manamafy hatrany ny hetsika fanaraha-maso an’ireo fiara fitateram-bahoaka sy fiarakaretsaka eny amin’ireo toeram-piantsonana

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 31 Martsa 2021
Fifamoivoizana.Fitaterana Tsy manaiky ny hiasan’ireo taxi-moto ny taxi

Tandindomin-doza ny asan’ny mpitatitra fiarakaretsaka hoy ireo mpikambana avy ao amin’ny CSST na ny “Comité Stratégique du Secteur Taxi”

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 31 Martsa 2021
Fifamoivoizana.Taxi Be - Mini Bus Mijanona ho 2 ihany ny mpandeha eo anoloana

Nanamafy ireo fepetra fiarovana amin’ny fiparitahan’ny valan’aretina Covid-19 ho an’ny fiara fitateram-bahoaka rehetra

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 26 Martsa 2021
Fifamoivoizana.Taxibe Antananarivo Lasa niverina olona iray ny eo amin’ny “devant”

Matahotra ny ankamaroan’ny olona manoloana ny fihanaky ny valan’aretina Covid 19 eto amintsika.

Hamaky ny tohiny
FTT