Fifamoivoizana

Rocade d’Iarivo Amin’ny toerana tokony hiampitana ihany no miampita


  • Talata 13 Jolay 2021

Na dia noferana ho 50 km isan’ora ihany aza ny hafainganam-pandehan’ireo fiara mampiasa ny lalana Rocade d’Iarivo dia fantatra fa tsy mitsahatra ny fanentanan’ny polisim-pirenena ireo mponina eny an-toerana.

Lohalaharana amin’izany ireo mpandeha an-tongotra sy ireo mponina eny amin’ny manodidina izay mety hiampita amin’iny lalana iny….Tsy maintsy amin’ny toerana tokony hiampitana ihany no miampita ny rehetra hisorohana ny loza mety hitranga. Samy manana ny hafainganam-pandehany mantsy ny fiara tsirairay avy hoy hatrany ny polisim-pirenena ka tsy fantatra intsony izay mety hitranga raha sanatria misy olona manapaka tampoka amin’ny toerana tsy tokony hanaovany izany. Ho an’ireo mponina monina eny an-toerana manokana dia fantatra fa efa manomboka zavatra mampiasa ny lalana eny an-toerana izy ireo. Misy tena lavitra dia lavitra ny toeram-ponenany tokoa vao misy fiampitana saingy na izany aza miezaka ny manaja ny fepetra nametraka izy ireo ho fiarovana ny ainy.
Pati
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Fifamoivoizana

  • MIHENA
  • Alarobia 23 Septambra 2026

NY FITOHANANA ENY AMORONAKONA

  • Fifindrana etsy Amoronankona
  • Alakamisy 17 Septambra 2026

Nirindra sy nahomby, efa tafafindra

  • Famindrana
  • Alarobia 16 Septambra 2026

eny Amoronankona

  • Raharaha Fasan’ny Karana,
  • Alarobia 16 Septambra 2026

fanakanana ny RN7

  • Toby fiantsonana
  • Alarobia 16 Septambra 2026

Amoronankona

  • Loza teny Ambohidahy
  • Talata 15 Septambra 2026

Nidoboka am-ponja vonjimaika i Charles

Hijery ny tohiny
FTT