Fifamoivoizana

Fampitohizana an’Antanimahitsy sy Ambodivona Mitohy ny fanamboaran-dalana


  • Alarobia 24 Novambra 2021

Mitohy ny fanamboaran-dalana mirefy 2km kaominin’Ambohitrimanjaka, ho any Ambodivona, dia mitohy ny fanamboaran-dalana mirefy 2km eo mba ho ara-dalana tsara ny lalana na ny lakan-drano.

 Eo koa ny fanamboarana ny kianja filalaovana baskety izay be no mampiasa azy ary araraotina izao fotoana tsy azo ilalaovana zavatra boribory izao satria voararan’ny mpanao ody avandra, hoy hatrany ny fanazavana. Nanomboka ny 20 novambra teo izay fandrarana filalaovan-javatra boribory izay. Efa fomba nolovaina teto Ambohitrimanjaka hatramin’izay izany, hoy hatrany ny fampitam-baovao.
J. Mirija
Sary fanehoana
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Fifamoivoizana

  • MIHENA
  • Alarobia 23 Septambra 2026

NY FITOHANANA ENY AMORONAKONA

  • Fifindrana etsy Amoronankona
  • Alakamisy 17 Septambra 2026

Nirindra sy nahomby, efa tafafindra

  • Famindrana
  • Alarobia 16 Septambra 2026

eny Amoronankona

  • Raharaha Fasan’ny Karana,
  • Alarobia 16 Septambra 2026

fanakanana ny RN7

  • Toby fiantsonana
  • Alarobia 16 Septambra 2026

Amoronankona

  • Loza teny Ambohidahy
  • Talata 15 Septambra 2026

Nidoboka am-ponja vonjimaika i Charles

Hijery ny tohiny
FTT