- Talata 19 Aprily 2022
Fifamoivoizana.Paska nosembanin-drahona 6 no maty navadiky ny lakana tany Betafo
Nosembanin-drahona ny alatsinain'ny paska tany Betafo omaly. Nisehoana loza mantsy tao amin'ny farihin'i Tatamarinana.
Hamaky ny tohinyNosembanin-drahona ny alatsinain'ny paska tany Betafo omaly. Nisehoana loza mantsy tao amin'ny farihin'i Tatamarinana.
Hamaky ny tohinyHiverina manomboka ny 20 aprily izao ny sidina an’habakabaka mampifandray an’Antananarivo sy La Réunion. Sidina roa isan-kerinandro mandroso sy miverina no heverin’ny Air Madagascar hatao ka alarobia sy alakamisy io,
Hamaky ny tohinyMihalalina ny fahasahiranan’ny Malagasy. Ankoatra ny fiakaran’ny vidin’ireo kojakoja ilaina amin’ny fiainana andavanandro izay tsy lazaina intsony dia tena mafy ihany koa ny mahazo ny rehetra amin’ny hafitsoky ny taxibe.
Hamaky ny tohinyEfa tena maro ireo taxi be eto Antananarivo sy ny manodidina no iverina amin’ny fanaovana taingim-be indray.Tsy 4 intsony ny amin’ny seza fa lasa 5 milahatra, i
Hamaky ny tohinyFitateram-bahoaka iray ao amin’ny zotra F mampitohy an'Ampefiloha sy Anjomakely no nampiakatra saran-dalana rehefa hariva ny andro.
Hamaky ny tohinyFiara karetsaka iray nitondra vazaha no nivadika teny amin’ny fiakarana misy Polisy eo Andranomena miazo an’Ambohibao omaly maraina .
Hamaky ny tohiny