Fifamoivoizana

RN 44 tapany faharoa Vita ny 45% n’ny asa goavana


  • Talata 05 Jolay 2022

Na dia teo aza ny fahatarana tany amin’ny fanombohan’ny asa dia ezahana ho vita mialohan’ny vanim-potoan’ny orana ny fametrahana ny “couche de fondation”

any amin’ny lalam-pirenena faha 44 tapany faharoa izay mampitohy an’Amboasary sy Vohidiala, izay mirefy 73 km.Raha ny fanazavan’ny tompon’andraikitra avy ao amin’ny minisiteran’ny asa vaventy dia vita amin’ny 45% ny asa goavana amin’izao fotoana ary nomena toromarika ny orinasa manao io ampahan-dalana amin’ny RN 44 io mba hanafaingana no sady hamita tsara araka ny tokony ho izy ny asa.nidina ifotonny nijery ny zavamisy any an6toerana ny faran’ny herinandro teo ny avy ao amin’ny ministeran’ny asa vaventy no sady nanentana ihany koa ny amin’ny tokony hitandreman’ireo mpampiasa lalana, satria tena nitombo be ny loza rehefa nanomboka vita ny lalana.
Nangonin’i RTT
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Fifamoivoizana

  • MIHENA
  • Alarobia 23 Septambra 2026

NY FITOHANANA ENY AMORONAKONA

  • Fifindrana etsy Amoronankona
  • Alakamisy 17 Septambra 2026

Nirindra sy nahomby, efa tafafindra

  • Famindrana
  • Alarobia 16 Septambra 2026

eny Amoronankona

  • Raharaha Fasan’ny Karana,
  • Alarobia 16 Septambra 2026

fanakanana ny RN7

  • Toby fiantsonana
  • Alarobia 16 Septambra 2026

Amoronankona

  • Loza teny Ambohidahy
  • Talata 15 Septambra 2026

Nidoboka am-ponja vonjimaika i Charles

Hijery ny tohiny
FTT