Fifamoivoizana

Lalam-pirenena faha-44 Nisy nitifitra ny fiara nitondra ilay mpanakanto


  • Talata 28 Jona 2022

Fiara tsy mataho-dalana iray 4x4 nitondra ilay mpanankato Kapintsana no nisy nitifitra ny alahady ny 26 jona teo

 tokony tamin'ny 7 sy sasany hariva raha araka ny loharanom-baovao azo. Teo anelanelan'Ambohidava sy Ambatosoratra ; lalampirenena faha-44 no nitrangan’izany. Soa ihany anefa fa natanjaka ilay fiara ka afa-nirifatra nitsoaka tsar ahoy ny vaovao. Na izany aza nisy naratra vokatry ny vaki-pitaratra ihany ireo tao anatiny saingy tsy nisy ny aina nafoy. Manahy mafy ny amin’ny tsy fisian’ny fandriampahalemana any amin’iny lalam-pirenena faha-44 iny indray araka izany ireo mpampiasa lalana any amin’iny faritra iny. Efa tafiditra tanteraka ao anatin’ny fialan-tsasatra lehibe mantsy isika izao, fotoana izay mampahazo vahana ireo mpanao ratsy.
Nangonin’i Pati
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Fifamoivoizana

  • MIHENA
  • Alarobia 23 Septambra 2026

NY FITOHANANA ENY AMORONAKONA

  • Fifindrana etsy Amoronankona
  • Alakamisy 17 Septambra 2026

Nirindra sy nahomby, efa tafafindra

  • Famindrana
  • Alarobia 16 Septambra 2026

eny Amoronankona

  • Raharaha Fasan’ny Karana,
  • Alarobia 16 Septambra 2026

fanakanana ny RN7

  • Toby fiantsonana
  • Alarobia 16 Septambra 2026

Amoronankona

  • Loza teny Ambohidahy
  • Talata 15 Septambra 2026

Nidoboka am-ponja vonjimaika i Charles

Hijery ny tohiny
FTT