- Alatsinainy 09 Mey 2022
Fifamoivoizana.Ambanja Matin’ny fitsaram-bahoaka ilay saofera nanitsaka olona 4
Mpamily fiarakodia iray antsoina hoe : Chris Tonis no matin’ny fitsaram-bahoaka tany Ambanja ny faran’ny herinandro teo
Hamaky ny tohinyMpamily fiarakodia iray antsoina hoe : Chris Tonis no matin’ny fitsaram-bahoaka tany Ambanja ny faran’ny herinandro teo
Hamaky ny tohinyVita hatreo ny nofy ratsin'ny mponina eto Ambohimanarivo, hoy ny filoham-pirenena, Andry Rajoelina, ny sabotsy teo. Vohipeno izay mihosom-potaka hatrany rehefa mivoaka ny trano noho ny haratsian'ny lalana teto,
Hamaky ny tohinyTaxibe iray ao amin’ny zotra 134 mampitohy an’Analakely amin’Andohalo no tra-doza ny sabotsy 07 mey maraina teo tokony ho tamin’ny 08 ora sy sasany.
Hamaky ny tohinyRaha somary nangingina tao ho ato ny « taquet d’arrêt”, dia ho avy masiaka indray ny kaominina Antananarivo Renivohitra.
Hamaky ny tohinyFiara tsy mahato-dàlana iray no latsaka tao anaty rano, ny Alahady nifoha omaly alatsinainy teo.Tany Andasibe
Hamaky ny tohinyEfa miomana sahady ny amin’ny mety ho fiakaran’ny vidin-tsolika ireo fiara fitateram-bahoaka rehetra eto amintsika. Lohalaharana amin’ireny ny taxibe,
Hamaky ny tohiny