Fifamoivoizana

Brickaville Kamiao iray no nitsoraka tany ambany tetezana


  • Alatsinainy 01 Aogositra 2022

Noho ny olana teo amin'ny hisatra dia tsy voatana ilay kamiao vao hiditra ny tetezana tao Brickaville raha avy any

Toamasina ka nitsoraka tany ambany tetezana ny zoma 29 jolay teo tokony ho tamin'ny 6ora hariva, raha ny fampitam-baovao voaray. Naratra mafy ny mpamily. Efa tamin'ny misasakalina vao tafavoaka tao anaty korotam-by. Ilay mpanampy azy kosa nalaky tafavoaka. Nentina namonjy ny toby fitsaboana izy ireo, raha ny fampitam-baovao hatrany.
J. Mirija
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Fifamoivoizana

  • MIHENA
  • Alarobia 23 Septambra 2026

NY FITOHANANA ENY AMORONAKONA

  • Fifindrana etsy Amoronankona
  • Alakamisy 17 Septambra 2026

Nirindra sy nahomby, efa tafafindra

  • Famindrana
  • Alarobia 16 Septambra 2026

eny Amoronankona

  • Raharaha Fasan’ny Karana,
  • Alarobia 16 Septambra 2026

fanakanana ny RN7

  • Toby fiantsonana
  • Alarobia 16 Septambra 2026

Amoronankona

  • Loza teny Ambohidahy
  • Talata 15 Septambra 2026

Nidoboka am-ponja vonjimaika i Charles

Hijery ny tohiny
FTT