Fifamoivoizana

Fiara 4x4 nandona moto Nateriny teny amin’ny hopitaly ilay naratra dia nitsoaka izy


  • Zoma 26 Aogositra 2022

Mpirahalahy nandeha moto andeha hamonjy famadihana tany Behenjy no nodomina fiara 4x4 Isuzu iray mitondra ny laharana 4569 TBA ,

raha ny fampitam-baovaon’ny lasibatr’izany omaly. Tapaka vokatr’izany ny tongotr’ilay tovolahy tao aoriana. Tsy naninona kosa ny rahalahiny na “cousin” moa izany no marimarina kokoa. Nijanona ilay fiara ary nitondra azy ireo tany amin’ny hopitaly CHU-JRA etsy Ampefiloha rehefa avy naka ny dadan’ilay lasibatra teo Ambatofotsy. Niodina anefa ilay fiara rehefa avy nanatitra azy ireo teny amin’ny hopitaly. Manambady ary manan-janaka 2 mianadahy ity lasibatra ity ka miantso ny tomponandraikitra mba hijery ny toe-draharaha, araka izany, izy ireo, raha ny fampitam-baovao voaray hatrany.
J. Mirija
Legende: Ilay raim-pianakaviana lasibatra
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Fifamoivoizana

  • MIHENA
  • Alarobia 23 Septambra 2026

NY FITOHANANA ENY AMORONAKONA

  • Fifindrana etsy Amoronankona
  • Alakamisy 17 Septambra 2026

Nirindra sy nahomby, efa tafafindra

  • Famindrana
  • Alarobia 16 Septambra 2026

eny Amoronankona

  • Raharaha Fasan’ny Karana,
  • Alarobia 16 Septambra 2026

fanakanana ny RN7

  • Toby fiantsonana
  • Alarobia 16 Septambra 2026

Amoronankona

  • Loza teny Ambohidahy
  • Talata 15 Septambra 2026

Nidoboka am-ponja vonjimaika i Charles

Hijery ny tohiny
FTT