Fifamoivoizana

Clémence Raharinirina “Izahay aza anaovana fika masiso”


  • Alakamisy 25 Aogositra 2022

Izahay aza anaovana fika masiso, hoy ny mpanolontsain’ny tananan’Antananarivo, Clémence Raharinirina. Efa hitanay fa ianareo ihany no ao ambadik'io “taxi-moto” io, hoy izy,

dia mody hoe asaina manao diabe dia omena alalana dia avy eo averina anatin'ny lahadiniky ny mpanolontsain’ny tanana na “ordre du jour” ilay lahadinika nefa efa 49 amin’ny 54 no nanao tsia tamin’ny aogositra 2021. Tsy mbola nisy fandresena miezinezina toy izany hatrizay naha mpanolontsaina anay. Mody lazaina fa Toavina no nandefa an'io tao . Angaha Toavina sy Hilda afaka mampiditra lahadinika ao amin'ny mpanolontsain’ny tanàna? Angaha ireo mahafeno maro an'isa 28. Tongasoa ny fitokonana faobe ny 30 araka ny efa notapahan'ny “taxi” 10 andro lasa izay, hoy hatrany ny tenany.
J. Mirija
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Fifamoivoizana

  • MIHENA
  • Alarobia 23 Septambra 2026

NY FITOHANANA ENY AMORONAKONA

  • Fifindrana etsy Amoronankona
  • Alakamisy 17 Septambra 2026

Nirindra sy nahomby, efa tafafindra

  • Famindrana
  • Alarobia 16 Septambra 2026

eny Amoronankona

  • Raharaha Fasan’ny Karana,
  • Alarobia 16 Septambra 2026

fanakanana ny RN7

  • Toby fiantsonana
  • Alarobia 16 Septambra 2026

Amoronankona

  • Loza teny Ambohidahy
  • Talata 15 Septambra 2026

Nidoboka am-ponja vonjimaika i Charles

Hijery ny tohiny
FTT