Fifamoivoizana

Anjiajia‚ kaominina Tsaramandroso Lasan’ny rano ny lalana


  • Talata 24 Janoary 2023

Tapaka ny lalana 500 metatra tsy hidirana ny fifanenana eo Anjiajia‚ kaominina Tsaramandroso‚ raha ny fampitam-baovao voaray omaly.

Vokatry ny ora-mikija tsy an-kijanona dia lasan'ny rano izany, raha ny fanazavan’ireo nanatri-maso aloha. Mbola lalam-pirenena faha-4 indray no resaka eto. Miandry ilay hoe fanamboaran’ny minisitera tomponandraikitra izay nomena alalana maika noho ny hahamehana na dia tsy hanajana ireo pitsopitsony rehetra ny rehetra.
J. Mirija
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Fifamoivoizana

  • MIHENA
  • Alarobia 23 Septambra 2026

NY FITOHANANA ENY AMORONAKONA

  • Fifindrana etsy Amoronankona
  • Alakamisy 17 Septambra 2026

Nirindra sy nahomby, efa tafafindra

  • Famindrana
  • Alarobia 16 Septambra 2026

eny Amoronankona

  • Raharaha Fasan’ny Karana,
  • Alarobia 16 Septambra 2026

fanakanana ny RN7

  • Toby fiantsonana
  • Alarobia 16 Septambra 2026

Amoronankona

  • Loza teny Ambohidahy
  • Talata 15 Septambra 2026

Nidoboka am-ponja vonjimaika i Charles

Hijery ny tohiny
FTT