Fifamoivoizana

Fitaterana anabakabaka eto Madagasikara Rehefa tsy olana ara-pitantanana dia olana teknika


  • Alarobia 18 Janoary 2023

Rehefa tsy olana ara-pitantanana izany no mahazo ilay kaompaniam-pitaterana na ny fitaterana anabakabaka eto Madagasikara dia olana tekinika hatrany.

Ny kaompania Air Madagascar moa efa hain’ny mpanara-baovao malagasy loatra ny tantarany. Nahatonga ireo mpahaitoekarena sasany toa an-dry Serge Zafimahova nanome vahaolana heveriny fa tsy azo ihodivirana intsony mihitsy tamin’ny fotoan’androny dia ny hoe “tokony hanao fanambarana fa banky ropotra ny Air Madagascar”. Ankehitriny dia io indray ny Madagascar Airlines. Tratry ny olana tekinika ny alin’ny 16 janoary teo izao ny zotra MD051 mampitohy an’I Paris Charles De Gaulle sy Antananarivo. Asa indray atsy ho atsy hoe hanao ahoana no hiafaran’ity zotra ity ?
J. Mirija
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Fifamoivoizana

  • MIHENA
  • Alarobia 23 Septambra 2026

NY FITOHANANA ENY AMORONAKONA

  • Fifindrana etsy Amoronankona
  • Alakamisy 17 Septambra 2026

Nirindra sy nahomby, efa tafafindra

  • Famindrana
  • Alarobia 16 Septambra 2026

eny Amoronankona

  • Raharaha Fasan’ny Karana,
  • Alarobia 16 Septambra 2026

fanakanana ny RN7

  • Toby fiantsonana
  • Alarobia 16 Septambra 2026

Amoronankona

  • Loza teny Ambohidahy
  • Talata 15 Septambra 2026

Nidoboka am-ponja vonjimaika i Charles

Hijery ny tohiny
FTT