Moto nisongona tanaty fiolahana

Moto nidona tamin’ny sprinter


  • Alatsinainy 04 Desambra 2023

Moto scooter” iray no tra-doza teny Mahazo, kaominina Ambohimangakely,

amin'ny lalam-pirenena faharoa ny tolakandron’ny sabotsy teo. Nisongona fiara tao anaty fiolahana izy no nifandona tamin’ny fiara Sprinter nifanena taminy. Simba ilay scooter. Nifamonjena ilay mpitondra azy, hoy ny fampitam-baovao farany.
J. Mirija
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Fifamoivoizana

  • MIHENA
  • Alarobia 23 Septambra 2026

NY FITOHANANA ENY AMORONAKONA

  • Fifindrana etsy Amoronankona
  • Alakamisy 17 Septambra 2026

Nirindra sy nahomby, efa tafafindra

  • Famindrana
  • Alarobia 16 Septambra 2026

eny Amoronankona

  • Raharaha Fasan’ny Karana,
  • Alarobia 16 Septambra 2026

fanakanana ny RN7

  • Toby fiantsonana
  • Alarobia 16 Septambra 2026

Amoronankona

  • Loza teny Ambohidahy
  • Talata 15 Septambra 2026

Nidoboka am-ponja vonjimaika i Charles

Hijery ny tohiny
FTT