Fandriampahalemana

Ambohitrimanjaka Nodorana ireo rongony 400 kg tratra


  • Zoma 28 Jolay 2017

Notanterahan’ny polisy misahana ny ady amin’ny fidorohana zava-mahadomelina etsy Anosy omaly, tamin’ny 11 ora maraina teny Ambohitrimanjaka

ny fandorana ireo rongony tratran’izy ireo nandritra ity  ny volana jolay ity. Rongony milanja 400 kg amin’ireo karazany cannabis izy ireo raha mbola mitohy ny fanadihadiana. Nanatrika izany ny solontenan’ny minisiteran’ny fitsarana, ny mpitsara Andrianarivony Nirina. Fanirian’ireo mponina eny an-toerana, araka izany, ny hisian’ny hetsika matetika tahaka izao ialana amin’ireo mpifoka rongony izay efa tena manerana ny tanàna tokoa ankehitriny.

Pati


Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Fandriampahalemana

  • HALATRA MIARO VONO OLONA
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

Olona 6 voasambotra tany Betafo

  • Halatra sy sabôtazy…
  • Alarobia 23 Septambra 2026

Nisy naka indray ny taribin-jiro

  • MPANAO HALA-BOTRY
  • Talata 22 Septambra 2026

ENY ATSIMONDRANO

  • Mbola mafy
  • Zoma 18 Septambra 2026

ny mafian'ny trafikam-bolamena

  • Fitifirana ny razafozam-baviny
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nidoboka any Tsiafahy ilay miaramila Sergent

  • Tambazotra
  • Zoma 18 Septambra 2026

mpaka voamason'olona varira

Hijery ny tohiny
FTT