- Zoma 14 Jolay 2017
Fandriampahalemana.Mpangalatra sady mpanolana Nafahana noho ny fisalasalana
Lehilahy iray voatondro fa nangalatra sady nanolana vehivavy no nafahan’ny fitsarana noho ny fisalasalana tany Antsirabe.
Hamaky ny tohinyLehilahy iray voatondro fa nangalatra sady nanolana vehivavy no nafahan’ny fitsarana noho ny fisalasalana tany Antsirabe.
Hamaky ny tohinyRehefa nahatontosa sy nahomby tamin’ny fifaninanana izay nataon’izy ireo ny volana martsa teo dia miomana amin’ny
Hamaky ny tohinyTafakatra 8 ny olona namoy ny ainy vokatry ny firodanan’ny rindrin’ny fonjan’Antsohihy ny sabotsy 8 jolay lasa teo noho ny tsio-drivotra mahery.
Hamaky ny tohinyHatramin’ny ora nanoratana ity lahatsoratra ity, raha ny tati-baovao voaray farany, dia mbola eo am-pikarohana an’ity dahalo tompon-tanàna tapaka sy ireo malaso namany ny zandary sy ny fokonolona any an-toerana.
Hamaky ny tohiny7 lahy mirongo fiadiana mahery vaika no nanafika tao amin’ny tanàna antsoina hoe Andohambe, ao amin’ny distrikan’Imanja omaly maraina.
Hamaky ny tohinyVery nandritra ny asan-dahalo ny 12 mey 2016 tao amin’ny toerana antsoina hoe Angodogodo,
Hamaky ny tohiny