Fandriampahalemana

Mpamadika sendra dahalo 6 namoy ny ainy, 2 hafa maratra mafy


  • Talata 05 Septambra 2017

Nitrangana asan-dahalo tany amin’ny kaominina Bemaha, Distrikan’i Betafo ny zoma 1 septambra lasa teo.

 

 Olona avy namonjy famadihana no nifanehatra tamin’ny dahalo teny am-pandroahana omby miisa 20 avy nangalarina. Raikitra avy hatrany ny fifanjevoana fa noheverin’ireo dahalo hisakana azy ireo olona ireo. Vokany, olona 6 no matin’ireo dahalo dia mpitsoka mozika avy any Faratsiho niatrika ilay famadihana, tovovavy vahiny iray ary zaza vao herintaona. Taorian’izay dia nisy ny fanarahan-dia nataon’ny fokonolona an-jatony. Navelan’ireo dahalo ny omby ka tafaverina tamin’ny tompony ihany.

Caius R.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Fandriampahalemana

  • HALATRA MIARO VONO OLONA
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

Olona 6 voasambotra tany Betafo

  • Halatra sy sabôtazy…
  • Alarobia 23 Septambra 2026

Nisy naka indray ny taribin-jiro

  • MPANAO HALA-BOTRY
  • Talata 22 Septambra 2026

ENY ATSIMONDRANO

  • Mbola mafy
  • Zoma 18 Septambra 2026

ny mafian'ny trafikam-bolamena

  • Fitifirana ny razafozam-baviny
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nidoboka any Tsiafahy ilay miaramila Sergent

  • Tambazotra
  • Zoma 18 Septambra 2026

mpaka voamason'olona varira

Hijery ny tohiny
FTT