Fandriampahalemana

Ambatondrazaka Manjaka ny halabotry sy ny sinto-mahery


  • Zoma 29 Desambra 2017

Ireo mpiantsena avy any ambanivohitra sy ireo mpamonjy karaoke harivariva no tena lasibatra amin'izany.

Tsy mifidy fotoana hanaovan-dratsy ireo jiolahy fa na andro maraina na hariva rehefa hanao ny asa ratsiny izy ireo dia mitondra faisana avokoa ireo izay sendra azy. Ny alarobia alina teo, ohatra, dia tanora telo mirahalahy avy namonjy karaoke no nodarofan'izy ireo teo akaikin'ny tsena Ambatondrazaka. Mandeha andiany izy ireo amin'izany. Soa ihany fa mbola afaka nandositra ny iray tamin'izy telo lahy sendra ireto olon-dratsy ka afaka niantso vonjy fa raha tsy izany dia nanamparan’ny jiolahy ny heriny izy ireo.

Niry A.

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Fandriampahalemana

  • HALATRA MIARO VONO OLONA
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

Olona 6 voasambotra tany Betafo

  • Halatra sy sabôtazy…
  • Alarobia 23 Septambra 2026

Nisy naka indray ny taribin-jiro

  • MPANAO HALA-BOTRY
  • Talata 22 Septambra 2026

ENY ATSIMONDRANO

  • Mbola mafy
  • Zoma 18 Septambra 2026

ny mafian'ny trafikam-bolamena

  • Fitifirana ny razafozam-baviny
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nidoboka any Tsiafahy ilay miaramila Sergent

  • Tambazotra
  • Zoma 18 Septambra 2026

mpaka voamason'olona varira

Hijery ny tohiny
FTT