- Talata 13 Febroary 2018
Fandriampahalemana.Reniranon’Ikopa Nahitana razana 4 tao anatin’ny iray andro
Fatin-dehilahy roa omaly maraina no indray hita natsingevan’ny ranon’Ikopa teny Ampasika. Ireo fokonolona teny an-toerana no nahita ny razana niparitaka sy efa nohanin’ny masoandro vao maraina teny an-toerana ka nampandre avy hatrany ny tompon’andraikitra.
Hamaky ny tohiny
