- Zoma 27 Jolay 2018
Fandriampahalemana.Tsy fandriampahalemana mirongatra Lojikan’ny tany misavorovoro
Rehefa misy savorovoro eo amin’ny firenena iray dia mirongatra ho azy ny tsy fandriampahalemana.
Hamaky ny tohinyRehefa misy savorovoro eo amin’ny firenena iray dia mirongatra ho azy ny tsy fandriampahalemana.
Hamaky ny tohinyNy hiaro ny orinasa no nanakaramana ireo mpiambina tsy miankina nataon’ity banky iray vao nifindra tsy ela tao amin’ny foibeny vaovao amin’ny Bd Joffre.
Hamaky ny tohinyLehilahy roa no voatifitry ny polisy tetsy Ankorahotra –Ambanidina manakaiky ny Foibe Taon-tsaritany Malagasy (FTM) omaly vao maraim-be.
Hamaky ny tohinyNisy namaky omaly tokony tamin’ ny 7 ora latsaka fahefany hariva ny banky fampindramam-bola madinika na ny Microcred ao Mahabibo Mahajanga. Fiara tsy mataho-dalana marika Nissan miloko volon-davenona na « Gris » miafara amin'ny ...
Hamaky ny tohinyNalaza tato ho ato tany amin’iny tapany atsimon’ny nosy iny ny raharaha vono olona miharo halatra taova. Olona 6 no voalaza fa nisy namono tao Toliara ary tsy hita ny masony ny faran’ny herinandro teo.
Hamaky ny tohinyNitrangana hain-trano tsy nampoizina indray tao amin’ny fokontany Tsarasaotra-Antsirabe ny marainan’ny talata 27 febroary 2018 teo. Lehilahy iray efa 76 taona, taizan’aretina ka nalemy tao am-pandriana efa an-taonany no may kila forehitra.
Hamaky ny tohiny